Jeso Kristy, Tomponay ! Jeso Kristy, Avotray ! Avy mba hidera Anao Izahay mpianatrao, // Mihainoa, ry Jeso Tompo ô ! // Fa ny fonay, fa ny fonay Midera Anao. Zazakely izahay, Zava-bitsy fantatray, Koa ny mahasoa anay Dia ankinina aminao. // Mihainoa, ..sns. // Mamindrà fo aminay, Mamelà ny helokay, Mba hiraisana aminao, Fa izay no maminao. // Mihainoa, ..sns. // Mba tahionao izahay Ary koa ny havanay Atsangano ho Anao, Fa izay no sitrakao // Mihainoa, ..sns. //Isa bizdiń berik panamyz أما عنك لن أحيد Ulylyǵyń jetkilikti Yeşua Стены я обойду Le sue promesse sono verità tậml - ạ̉ywh ḥnyn Буцалтгүйгээр Иса Чоджукларъ Север Stvor vo mne srdce čisté
Song not available - connect to internet to try again?