Jeso mora fo indrindra, Tsara sady mahasoa, Tsy miova, tsy mifindra, Tompo be fitia tokoa. Mba iriko ho toa Azy Tsy mba mety soso-po, Ka hionona ny foko Raha avy ny manjo. Jeso tia, nanetry tena Sy nandefitra tokoa, Nefa Tompo be harena Sy Mpanjaka foto-tsoa. Mba iriko ho toa Azy Izay ninia ho ory koa ; Ka ny sainy no fidiko, Fa fiainana tokoa. He ! manolo-tena aho, Ho Anao, ry Tompo soa ! Ka ny heloko rehetra Mba sasaonao avokoa. Enga ka homenao ahy Fo madio sy vaovao, Mba hahaizako manefa Izay rehetra sitrakao.Giardini قالوا فين إلهك De ce-n astă lume sunt numai dureri No lloremos por los nuestros lys lnạ Aan U alleen إوعَ تكون يا مؤمن Bax Nə Gözəldir ạ̉mwr ạllh ʿjybẗ Дивны дела Твои Отче святой
Song not available - connect to internet to try again?