Jeso vato fehizoro Afa- tahotra ny fo Raha Ianao no mampijoro Sy iankinana tokoa. Vato fiorenanay Jeso Zanaky ny Avo Vato fialofanay Amin- dratsy te handavo. Vato azo itokiana Sady tsy mba mivena Afaka ny fahoriana Raha ianao no ekena. Jesoa Tompo irery No 'lay vato tsy mifindra Jeso Tompo irery No ' lay fehizoro indrindra. Jeso vato fehizoro Mampisinda ahiahy Fa mandresy horohoro Manatanjaka fanahy. O, ry vato tsara paika 'Zay mandray Anao am- po Dia mijoro tsy miraika N' inon' inona manjo. Vato azo itokiana sns...Che motivo hai Oh bella Nochebuena Santo y Ungido Шюкюр, шюкюр, Раб Иса'ма Бабил Ърмакларъ Къйъсънда Севинин, Севинин Мой выбар - Езус 你若不祷告 В погибель широким путём Tu as voulu de moi
Song not available - connect to internet to try again?