Efa trotraky ny adin-tsaina Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo Menatra aho tsy sahy mitaraina Ry Jesoa Fitiavana Kanjo tambitamby, safosafo No nasetrinao ny ditrako Eny tsapako fa novidiana lafo Tamin' ny Ranao ny tenako Jesoa Malalako! tafio ny herinao Hahaizako mandresy ny fakam-panahy He, tsinontsinona izao tontolo izao Fa fanimbana tena, saina sy fanahy Ho reharehako ilay tanambokovoko Hihamina eo anilanao anie ny foko Fa eo anilanao tsy misy ny toloko Eo no mahatsara ahy, JesoaAllahın Oğlu Yerə gəldi, Tezde yavrum benim నీ ప్రేమే నను ఆదరించేను Жыр болып бізге ашылшы Тәңір ليك السجود నిను చూసే కన్నులు Раб Куртардъ Бени ạ̉kbr wạ̉kbr أعلن ذاتك De tout mon cœur
Song not available - connect to internet to try again?