Jesosy irery ihany : Filazantsara soa ! Nentin'ireo mpanompo, torina aminao Maizina avokoa izao rehetra izao, Nefa he, ny mazava naposaka aminao ! Jesosy irery ihany : no ivavahana, Ny Anarany irery no fanavotana, Ny olona rehetra no handohalika Etý an-tany ka hatrany an-danitra ! Jesosy tsy miova omaly sy anio Ary mandrakizay, fa tsy mamitaka, Mifona ho antsika eo an-kavanan-dRay JESOSY IRERY IHANY re no isaorana !Ja Teba musím mať! Pan łaske słabym dał Chisʋs an Chitokaka ma! يا يسوع أنا باسمع كلامك bā shān shān shì shén de shān Io canto le tue lodi Шум дождя Inoyatda ايلانىپ چەپتەردى في عالم الدموع
Song not available - connect to internet to try again?