lanao izay miasa fatratra Fa mikendry mba hanefa zava-tsarotra Moa tsy tsapanao ho mahasambatra Ny asa izay atao am-pitiavana Mihamaivana, mora entina Ny fahasahiranana toa mitambesatra Raha ao ny fo manaiky marina Ho tia sy handala ny asa rehetra Hoy ny hafatry ny Tompo aminao Manatona Ahy raha toa sahirana Fa Izaho tsy manary na mandao Izay miezaka ka hita reraka Nefa moa ve, vonon'ianao Handà ny tenanao, hamoy izao tontolo izao Dia hanaiky koa mba ho tarihina Fa sarotra ny làlana sy asa atao Mitsangàna, mandrosoa hiasa e ! Fa malalaka ny Saha izay omena anao Dia meteza koa hanaiky hanome Harena, herim-po ilaina aminao Aza ketraka, matokia izao 'Lay hery 'zay manohana ny fiezahanao ka mitondra soa, manova mba ho vao ny vokatry ny asa izay nanasatr'anaoСъънаъм Сенсин أنا مفدى بالدم الكريم ạ̉jhl mạ swf yạ̉ty МИРЪТ СИ ТИ skyb ạlrwḥ ạyd ạlmsyḥ mmdwdẗ ạlly btsẖwfh ʿynynạ yạ qạrb ʿạly مش هننزل عينينا I KNOW WHOM I HAVE BELIEVED
Song not available - connect to internet to try again?