'Lay alim-pamonjena (famonjena) Tsarovana eto izao Fa Tompo be harena no teraka tamin'io He ! Mahagaga ilay fitia Nasehon' Andriamanitra He ! Ravo ny fo He!mirana koa Mifaly (falifaly), sambatra doria Miventy ny hiran'ny lanitra HALELOIA ! 'Lay alim-pamonjena (famonjena) Tsarovana eto izao Fa vita fanekena Izaho sy ny Tompo soa Ny tenako atolotro Ny tenany ho avotro He ! Ravo ny fo, sns... 'Lay alim-pamonjena Tsarovana eto izao Mpanota sesehena Mandova fiainan-tsoa 'Lay alim-pihavanana Nitondra fiadanana He ! Ravo ny fo, sns... 'Lay alim-pamonjena Tsarovana eto izao Nitondra fietrena Tsy mba manam-paharoa Fitiava-mampitovy zo Ny miadana sy ory foСьоз вердим бир дефа Nechoď sám Ту Худованди ман Nous proclamons Panie, chcę być dzieckiem Twoim Allelýıa, Adonaı Di Bukit Golgota Кьор гьоркемини гьорюйор آیدالینگ، آیدالینگ! В жизни лучшее время Христу ты отдай
Song not available - connect to internet to try again?