(Maintimolaly) Matahora, mangovita, Fa, indro ! ny devoly No mihendry hisambotra Ny saintsika rehetra ; // Miambena // Ka mivavaha tsara. (in-2) Mifalia, mivavaha, Jeso no arontsika, Manaraha ny teniny, Fa hovonjeny isika ; // Tano Izy // Hahazoana aina. (in-2) Manandrata feo hihira Hidera an'i Kristy, Hanome voninahitra An'Andriamanitra // Tompontsika // Fa marina izany. (in-2)Oʻzligingni bilsang sen أنا آسف I will bend down and touch my knees lyh ạ̉nạ ạ̉ʿysẖ fy ạlḍʿf kl snẗ bnyjy ДАЙ СВЕТЛИНА qlbk msẖ bs ṭyb qdws ạ̉nt yạ ạllh ạlhy wmạlky Seni Yaratanı Anımsa Madaqtaımyn men Seni
Song not available - connect to internet to try again?