Mamin'ny foko, ry Jeso ô ! Ny famonjena izay vitanao, Ny hadisoako navelanao, Tena afaka aho mandrakizay. Jeso malala ô ! Mpamonjy soa ! Indro ny aiko raiso ho Anao ; Velon-kanompo, velon-kanoa Vonon-kanao izay sitrakao. Tano ny foko, ry Jeso tia ! Zaza tsy mahasaraka Anao ! Mbola malemy, mora mania, Tano hifikitra ao Aminao. Jeso malala ô ! ..sns. Aoka ny foko sy ny fonao Hiara-mitepo tena iray ; Aoka ny saiko sy ny sainao Hiray safidy mandrakizay. Jeso malala ô ! ..sns.Poate esti iubit ạṭmnt byk EC-NS Isuse slavim Te (Jesus vi prisar Dig) Jeden za všechny (m) (dětská) x ᠪᠠᠶᠠᠷᠯᠠᠯᠠ ᠡᠵᠡᠨ ᠦ ᠠᠷᠢᠭᠤᠨ ᠴᠢᠰᠤᠨ ᠳᠤ On je kráľov Kráľ ạ̹msk ydy ạlywm ạlạ̉wl Христ ирж байна Գոհ Ենք Աստծուց
Song not available - connect to internet to try again?