Mandrahona ny andronay, Ka raiki-tahotra izahay ; Avia, manampia anay: Ry Tompo ô ! vonjeo ! Ny teninao no tokinay, Ny herinao no tanjakay ; Afaho loza izahay : Ry Tompo ô ! vonjeo ! Fa misy ifaharanay, Ka toky be no azonay ; Hianao no iankinanay : Ry Tompo ô ! vonjeo ! Noho ny nahaterahanao, Noho ny nahafatesanao, Sy noho ny fifonanao : Ry Tompo ô ! vonjeo !Не хале дюштюн, бойнун бюкюлмюш Meno kresťan vzácne Ry Jesosy mba ampio aho ho madio fo Жаман ойлар мазалайды жанымды ИЗУМИТЕЛЕН СИ Өз яныңа чек Всем помаши рукой, посмотри в глаза hl dmk ạlzky yıka beni İsa Чудову пісню Спас мені дав
Song not available - connect to internet to try again?