Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho. Avy aiza ny famonjena ahy? Ny famonjena ahy avy amin'i Jehovah, izay namorona ny lanitra sy ny tany. Jehovah no Mpiaro anao. Ny Tompo no fialofanao eo amin'ny ankavananao. Ny masoandro tsy hamely anao amin'ny atoandro na ny volana nony alina. Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra. Hiaro ny fanahinao Izy na mivoaka na miditra, hatramin'izao ka mandrakizay; Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra hatramin'izao ka ho mandrakizay. Haleloia! Amena.شات۔خورامىي كەيپىياتتا Yo tengo un barco يا أبو قلب طيب أخطيت وراجع Все буде гаразд Дай Боже им счастье на многие дни Раҳмат Айтинг Худойимизга Ey butun yer yuzi Xudovandni olqishlang LOOK AND THOU SHALT LIVE! Alza gli occhi e guarda
Song not available - connect to internet to try again?