Mba maniry hody aho, Ry Jesosy Tompo ô ! // Ka ny foko hatanjaho Mba hankany aminao // Tsy tamana eto aho Mampahory ny atý, // Koa dia mitalaho, Mba hafindranao arý // Hody aho, ry Mpiantra, Aoka mba horaisinao. // Hianao dia feno antra, Ka matoky aho izao //ạ̉frḥ blqạk BEAULAH RAM AH KAN UM Като гледам Спаса lw tʿrf ḥby lyk Gör Gör Gör Зэлүүд талд COME TO JESUS mqdmẗ mwsyqyẗ Gesù ama i bimbi Հայաստան
Song not available - connect to internet to try again?