Mba sainonao ange, Sao tsy mba fantatrao Ny zava-dehibe Nataoko ho anao : // Hevero, ka lazao, lazao Izay mba vitanao // Ny lapako tarý, Ny fahefako tao, Nilaozako tatý Hanavotra aina anao : // Hevero, ka lazao, lazao Izay mba foinao // Heveroronao ange, Ny nisoloanao anao ; Nangidy indrindra anie Ny nahazoana anao : // Hevero, ka lazao, lazao Izay mba nentinao // Endre ! ny aiko koa Nomeko ho anao ; Tsy misy zava-tsoa Tsy foiko ho anao : // Hevero, ka lazao, lazao Izay mba taminao // Ry Tompo be fitia ! Endrey, ity vitanao ; Izaho izay mpania Tsy mahavaly izao : // Ny aiko no mba raisonao Hanao ny sitrakao //Illusione ạ̹ly̱ bỷr ạlsạmrẗ จงยอพระเกียรติพระเจ้า Oh Señor, nos amas tanto لعازرك يا إلهي Náš Bůh nás vytrhl z moci temnosti ஆசைகள் நான் திறக்கும் கதவுகள் எல்லாம் АЗ ЩЕ ВЛЯЗА В ПОРТИТЕ ТИ Dès que l'aube dépose Вот мой Спаситель, Кто умер на кресте
Song not available - connect to internet to try again?