Mba tsarovy re, rankizy Ao am-piangonana, // Tsy hatory fa haniry Mba ho zaza maotina // Tonga ao Jesosy Tompo, Ka mihaino vavaka ; // Ny manatona hanompo Raisiny ho zanaka // Mba hirao ny fiderana, Ka ezaho mafy hoa : // " Arahaba re, hosana ! Ry Mpanjaka lehibe " // Eny, Tompontsika Izy, Tompo tsara, mora fo, // Ka hatoninao, rankizy, O ! hatòny eram-po // Aza mba misalasala, Atolory izao ny fo, // Fa ny Tomponao malala Faly ta-hamindra fo // Ry Mpamonjiko mahery, Raiso aho ho Anao, // Raiso ho Anao irery, Raiso re, ka anjakao //Зөвхөн их Эзэн Cristo Viene Otra Vez Він прийде Bir İhtiyacım Var, Babam RAU LOIN KHUA THA AH KAN KAL LAI Yield Not to Temptation Saint, saint, saint est l'Eternel Toma Meu Coração يا يسوع أنت من وعدت Без конца буду петь как спасена душа
Song not available - connect to internet to try again?