Miaingà, ry fo sy saina, Mba ho any Golgota, Maty tao ny Tompon'aina, Vita tao ny avotra. Ry mahantra, ry mania, Sady raiki-tahotra, Ny Mpamonjy be fitia Hahitanao avotra ! Fa ny ainao ry Mpamonjy, Nisoloanao anay Hahazoanay ny vonjy Sy hahafa-trosa anay ! Vatofantsiky ny aiko, Hianao, Mpamonjy ô ! Ravoravo izao ny saiko Afakao ny heloko ! Ny manjo atý an-tany, Tsy mba hatahorako, Fa izaho dia ho any Amin'ny Mpanavotro, Tombon-dahiko tokoa Ny fahafatesana, Hahatrarako ny soa, Dia ny fiainana !У источника спасенья будешь ли меня встречать Вы миру свет светите ярче لكي تجثو ạ̹lh ạlḥb njạny Slávme Boha Otca Adasyp júrgende azap shegip أنا في المصلوب Само кръвта на Исуса Երբ Կորած էի Salvezza perfetta
Song not available - connect to internet to try again?