Miderà anio, ry mino, Ny Mpanavotra anareo ! Manandrata feo hidera An'i Kristy, Tompo soa ; Zanaky ny vehivavy, Nefa Andriananahary ; Teraka ho olona, Mba hanavotra anareo ; Teraka any Betlehema 'Lay Mpanavotra anareo ! Taitra ny mpiandry ondry, Ary koa nivadi-po, Tamin'ny anjely maro Tonga tany aminy. Fa isika tsy ho taitra, Fa ho faly sy ho ravo ; Sitraky ny Tompo soa Nidina nankatý ; Teraka any Betlehema Jeso Kristy ,Tompo soa ! Aza taitra, matokia, Manatòna, mihainoa, Mazotoa, ka avia, Maneke ny Tompo soa, Arahaba, Tomponay ô ! Tompom-pihavananay, Teraka ho Tomponay ; Tompon'ny fiainanay ; Arahaba, Tomponay ! Ry Mpanavo-dehibe !Terbukalah Sorga Мечта Son salvato per grazia Siionia vuoret kaartaa Тэнгэрт гийх од Осень золотая на землю пришла أنا لي سلام ạ̉yḍạ yqwdk Tanrı Bizi Affetsin Шундай тыныс
Song not available - connect to internet to try again?