Mifaly tokoa ny foko izao Fa misy manambara Ny Filazantsara, // O, mba raisonao // Nitsangana Jeso, Haleloia re ! Henoy teny soa Ka dia minoa // Fa marina re ! // He ! rava ny fasana, ka mijere, Fa efa niala Ny Tompo malala, // Fa velona e ! // Ny fahafatesana resy tokoa, Ka tsy mba mijaly Ny mino, fa faly // Sy tretrika am-po // Misaotra, midera Anao izahay Ry Jeso Mpamonjy, // Ho mandrakizay // Haleloia ! Tsara ny Pasaka e ! Ny Tompon'ny aina Izao hoderaina, // Haleloia re ! //Благодарю Тебя, Иисус Jesus Child Of Bethlehem كۅڭۉل بۇرۇپ بئلىپ العىن حوار الملك حجلة وعبدمون ạldfẗ fy ạ̹yd qbṭạn Faqat Sen loyiqsan Yükünü Rab'be bırak nʿbdk Есөн үр жимс ЬОвгюлер Сана
Song not available - connect to internet to try again?