Mifona Aminao izahay, Andriamanitra ô ! Mba mamelà ny helokay, // Fa diso izahay // Mivavaka Aminao izahay, Ry Jeso Tompo ô ! Avoty ny ranao izahay, // Fa very izahay // Mangataka Aminao izahay, Fanahy Masina ô ! Velomy ny fanahinay, // Fa maty izahay // Jehovah ô ! Izay iray, Kanefa Telo koa, Mba atokàny izahay, // Ho olonao tokoa //Қанчалар Худоим кечираман 你配拿书卷 Tompo o! Tsy takatry ny saiko Дуәщели ги Ни, Хўда The Books of Books موسيقى 2 Down At the Cross Sana Rab Terennüm ederim وعد الله Maman m'aime
Song not available - connect to internet to try again?