Mihirà ry manampofonaina Mikaloa sy mitsikia Tapaka ny gadra nolonjena Afak'i Jesosy be fitia 'Lay Edena nihidy tany aloha (nihidy aloha) Noho ny ota ratsin-drazantsika He midanadana sy mivoha Ka idiro itondray mozika 'Lay satana tena fahavalo Resy teo ka voakodia Koa herezo aza mimalo Tokinao anio Ilay Mesia Ry voahosotra hitondrana famonjena (Ry voahosotra famonjena) 'Ndreto ento ho anao 'zahay Dia izahay izay miferin'aina Noho ny ota izay mpahazo anay Afaka izahay ankehitriny Tonga ny Mpanavotra anay Ka ilay gehenanay fahiny Voasolo paradisa indray Koa isaoranay tokoa tokoa (Koa isaoranay tokoa) Ianao ry Rainay be fitia Dia Hianao Jehovah Ray tsitoha Nanome anay ilay MesiaԴու ես սիրով երկնքից մեզ նայում Сенден Айръ Оламам Аллахъм Je lève les mains Mit sem aggódom Там где ангелы Van egy folyó МОЙ ГОСПОД СПАСИТЕЛ mlqyn kl hmkm ʿlyh Вiн тебе любить "Арслан"
Song not available - connect to internet to try again?