Mihobia ho an'i Jehovah, Ry tany rehetra. Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana, Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana. Aoka ho fantatrareo Fa Jehovah no Andriamanitra, Izy no nanan antsika, ary Azy isika, Dia olony sy ondry fiandriny Midira eo amin'ny vavahadiny amin'ny fisaorana. Ary eo an-kianjany amin'ny fiderana, Misaora Azy Mankalazà ny anarany. Fatsara jehovah; Mandrakizay'ny famindram Ary ny mihatra amin'ny taranaka farama- i ndi mby Ny fahamarina-ny. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.Bože, Duchu dokonalý Niño cristiano sé pensador Иноят ва муҳаббат Dari V Track 02 Когда в сердце моем появляется грусть Boży pokój jak rzeka Noi veniam davanti a Te مرفوعين دايماً myn rạyḥ yfṣlny ʿnk Səmavi Ata
Song not available - connect to internet to try again?