Mihoby ny fanahiko, Fa voavonjy izao ; Ny ratran'ny Mpamonjiko No misy aim-baovao. Ny ran'i Jesosy No tena avotro ; Ka sambatra aho Sy tretrika am-po. Ny ratran'ny Mpamonjinao, Ry foko, mba jereo, Fa hanasitrana anao, Ka ho fiainanao, Ny ran'i Jesosy, ..sns. Mba mibitaha re, ry fo, Ny gadra tapaka : Ny hajambana izay nanjo, Izao dia afaka, Ny ran'i Jesosy, ..sns.مبدع الكون القدير Благодать Иисуса Христа ىيسانىن قانى تۅگۉلۉپ Bound To See داڭقتاعىلا انى باردىق ەلدەر بأرفع اسم إلهى zhǔ gěi wǒ de tài duō Мо масеҳӣ ҳастем, Ӯро мепарастем Выше свет твой подними yé sū, wǒ men tóng shēng shuō ài nǐ
Song not available - connect to internet to try again?