Miorena mafy tsara Amin'Ilay Vatosoa, Mandrosoa, mifahara, Mifikira mafy koa, He ! ny Tompo manambara Fa ho sambatra tokoa, Ka ho tsara miafara Ny mpanompo mahasoa. Raha misy fahoriana Izay midona aminao, Raiso re ho fitahiana Izay omen'ny Tomponao ; Fa ny lalam-pijaliana Izay alehanao izao Dia mamelom-paniriana Hitomboan'ny herinao. Miadia ny ady tsara, Ho mpandresy hianao ; Tontosay izay anjara Eo am-pelatananao ; Jeso Tompo no mijery Sy mahita ny atao, Koa dia tsy mba hisy very Izay rehetra vitanao. Ry Jesosy ! hatanjaho Ity mpanolo-tenanao, Miangavy, mitalaho, Ka iteneno, Tompo ô ! Aoka re ho tena taho Izay mikambana aminao. Ka ny foko halalaho, Diovy ho Tempolinao.Chętnie, żwawo, my pielgrzymi ziemscy mstnyny ạ̉qwlk ậh sẖkr - ʿndy ḥkạyẗ Имена Бога Mon cœur, rempli des biens Будьте совершенны, как Он свят, Улугбек 2005 минус 20 mstḥq Chantez au Seigneur un chant nouveau De unde veniţi şi unde plecați
Song not available - connect to internet to try again?