Miposaka ny vonjy, Endrey ny hafaliana ! Jesosy no Mpamonjy, Andriam-piadanana Ilay Zanaky ny Avo Dia nidina tatý Hahatonga antsika lavo Ho Zanaka arý, Manangana olom-bery Handova lanitra, Ka dera, laza, hery Ho an'Andriamanitra !ПОЗНАЙ КОЙ СИ В ХРИСТА تاڭ اتقاندا ويعونۇپ، سەنى چاقىرام Wysłuchajcie mego głosu โปรดให้ฉันใกล้พระองค์ Святый Бог Ростӣ, шумо кӣ ҳастед Беклийоз Иса'йъ Кутсал Bound To See Aller Welt wird dein Volk Tanzen sehn
Song not available - connect to internet to try again?