Misaotra Anao, Jesosy ô, Ny olom-boavonjy, Fa be dia be ny indrafo Nataonao, ry Mpamonjy ; Fa tonga ory Hianao, Ny ainao no natolotrao Nisolo ny mpanota Ampibebaho izahay Ho olonao manoa ; Ny ota ivesaranay Esory avokoa, Ny fifaliana vaovao No aoka mba hasolonao Ny alahelom-ponay. Ampio izahay izao Hinoanay ny teny Izay nolazain'ny vavanao, Fa tanjakay ireny : Izao no angatahinay, Mba hatanjaho izahay Hanaraka izany.Любовь пламя Әлини узатды Рəбб мəнə доғру, Был распятый погребен Lidé všech národů nǐ ài yǒu duō shēn Хоҙайға дан бирәм wḥdk yạmạly ạldny Estad por Cristo firmes Миллионы Men bilan boʻlgin
Song not available - connect to internet to try again?