Mivory eto izahay, Jeso Tompo ô ; Avia hanazava anay, // Hinoanay Anao // Maniry mafy izahay, Hihaona Aminao ; Omeo hosotroinay, // Ny rano velona // Ny mofon'aina mba zarao Ho anay, ry Tompo ô ! Tahio re ny irakao, // Ho voninahitrao // Ny fonay dia atolotray Anao, Jesosy ô ! Omeo hery izahay // Hanao ny sitrakao // Raha tapitra ny andronay, Izay voafetranao, Dia ento mody izahay // Ho any Aminao //Pozri, Boh sám pri-šiel k nám Днес, идвам да хваля Бога Ով է Տերը Տերաց ạlʿạlm ʿṭạyạh wqtyh Миний Монголын заяа الله معاك hnrwḥ He, ny andon'ny maraina У креста хочу стоять V den Páně, v ten den klidu
Song not available - connect to internet to try again?