« Moa te-hiara-dia ? Moa te-hiara-dia, O, ry havana malala, Ho ao Kanana izao ? » « Eny, te-hiara-dia, Eny, te-hiara-dia, Fa antsoin'Ilay Mpamonjy Ho ao Kanana izao ! » // Dera, dera, haleloia ! // An'Andriamanitsika Izay ao ambony ao. Kristy re no lalantsika, Vatolampy, arontsika, Izy no mitondra antsika Ho ao Kanana izao. Tano izahay ry Tompo, Hatanjaho ny mpanompo, Ka tsilovy ny haleha Ho ao Kanana izao ! // Dera, dera, ..sns. // Tazana erý sahady Perla re ny vavahady, Volamena ny tanàna Erý Kanana erý. E ! hahita ny Mpamonjy, Ka hifaly fa tra-bonjy, Sy hidera re ny vonjy Erý Kanana erý. // Dera, dera, ..sns. //Me Salvo Me Perdona Alleluja, alleluja, Jézus az Úr Mír sešli, Pane hạhtf whạsbḥ Шедевр K stolu božej láskavosti Este krok Jezus Chrystus za mnie zmarł Haleluýa Nad smrť je väčšie
Song not available - connect to internet to try again?