Nampalahelo mafy re Ny fahorian-dehibe 'Zay niaretanao. Nalaim-baraka Hianao, Niaritra ka tsy nandao 'Lay asa masinao. Ny henatra aman-tahotra Mangeja anay voavotra, Fa diso izahay. Avia, Tompo , mamonje Meteza izao ka maneke Hanavotra indray. Ampio ny olonao, Jeso Hahay handray Anao am-po Fa mila vonjy izao. Monena hanatanjaka Ny ory sy ny reraka, Izay manantena Anao.主每早晨 Müqəddəs Ruh bizim müəllimimiz عينى لسماك موسيقي - زي النسر J'ai chanté tant de chansons 주님을 무엇보다 더 사랑해 Otázku zúfalú ạ̉nạ bdy هو ده اللي بيشجعني Spasený som, sláva Ti
Song not available - connect to internet to try again?