Nandao Anao ela aho, Raiko ô ! Izao dia te-hody aho ; Maniry hiankina an-tratranao Izao dia te-hody aho, // Inty tamy aho, Raiko malala ô Raiso ny tanako // Maniry hanana fiadanam-po Izao dia te-hody aho, Sy mba hivesatra ny zioganao Izao dia te-hody aho, // Inty tamy aho, ..sns. // Itambesaran'ny ota natao Izao dia te-hody aho, Matoky anefa fa horaisinao Izao dia te-hody aho, // Inty tamy aho, ..sns. // Raha tsy mendrika ny ho zanakao, Izao dia te-hody aho, Ataovy ho isan'ny mpanomponao Izao dia te-hody aho, // Inty tamy aho, ..sns. // Indro fa tazako ny sandrinao Izao dia te-hody aho, Mitsotra mba hisakambina re, Izao dia te-hody aho, // Inty tamy aho, ..sns. //Прощальная Když Vím mn ạ̉nạ yạ rb ltdẖkrny أبحث عن كلمات Кудай дүйнөнү жараткан сөзү менен Roada Duhului 你开广我的心 హల్లెలుయా పాడెదా ప్రభు tʿlyq 1 - ạlmsyḥ qạm Hosanna, Loud Hosanna
Song not available - connect to internet to try again?