Nitomany ny Mpamonjy Fa tsy nety ho tra-bonjy Israely olony. Izy dia nanambara Taminy ny teny tsara Feno fitiavana. Ka ny jamba, kilemaina Moana sy very saina, Dia nositraniny. He ! ny soa efa vita Nefa nody tsy nahita Ny ankamaroany. Ary lotika ny fony, Koa halany 'lay ony Feno rano velona. Ry Mpamonjiko malala ! Aoka aho hahalala Ny fitomanianao. Ary hahalala koa Fa ny soa mahavoa Raha tsy ho raisina.Nie ma już potępienia Mu Ƙanƙanana Ne, Yesu Ya Cece Mu gẖnwạ lmsyḥnạ Eveille-toi, mon âme rèn shì shén hé děng méng fú Isa meni qutqardyń Sen ólimnen Love Came Down At Christmas Jezu, zwycięstwo daj! Өглөөгүүр Эзэн нигүүлслээ Pane Kriste, dal si slovo
Song not available - connect to internet to try again?