Nohariana mba ho tsara ny tontolo Ka ho sambatra, ho mendrika ny Ray Nihasimba, simban'ota dia nisolo Fanjakan'ny haratsiana mahamay, Nisy anefa Tompo izay nampanantena Mba hamerina ny soa 'zay efa very Kristy fiainana mizara famonjena, Tokana no azo antok'Izy irery. Noharina mba ho iray isika mpino Ka hanompo Tompo tokana Tsitoha Ndrisy anefa, fa mikipy manadino Fa matory am-pisarahana tsy mifoha Nisy anefa, mbola misy Tompo iray Azo toky fa hamory ny mania Kristy fiainana, hanangona indray Ny Fiangonany hiray raha toa minia Tsia, tsy nisy nohariana mba hijaly Tsia, tsy nisy voatokana ho faly Tsy hi-fandrafy sy hiady sanatria No namoronana ny olona, ô, tsia! Fa ireny vokatry ny kihotana Ka mamikitra, tapisaka, lovàna 'Reo rehetr'ireo ho levona sy foana Raha Kristy Fiainana no ho Tomponao.Будь всегда со мной màn màn shēn yè lǐ wǒ men tóng shǒu wàng Да и Амин mạ ạ̉ḥb msạknk В духе и в глубоких мыслях на Голгофу я спешу Xwedê Tu Xwedê Min e Sono qui davanti a te Раббим Сана Яклашъръм КИЖИЛЕРГЕ ЫНАК ạ̉nạ kẖạṭy
Song not available - connect to internet to try again?