Ny andro efa lany Mangina izao ny tany, Miala sasatra ; Heveronao, ry saina, Fa mendri-koderaina Ny Raiko ao an-danitra. Na maty masoandro, Ka alina ny andro, Tsy mampaninona. Fa Jeso, Izay sakaiza, Dia ao fa tsy mankaiza, Ho tena Masoandroko. Hatory izao ny maso, Ry Tompo mba andraso Ny ondrikelinao ; Ny teny sy fanahy Sy izay rehetra ahy Atolotro harovanao.Тебя хочу хвалить я пеньем Աղբյուր Բացվեց В Духе Святом молитву вознесем Творцу Земли! موسيقى نور يسوع هيا جنود الرب Pane Tys mě potěšil Dlaczego w twym oku الرب قوتي و نشيدي ฉันต้องการจะรักพระองค์
Song not available - connect to internet to try again?