Ny eo akaikinao, ry Ray, No mamiko izao, Hanjary tena tafaray Ny foko sy ny Anao, Soa re, ry Raiko ô ! Raha eo anilanao ; Ny hazo fijaliana Ho tonga maivana. Ny eo akaikinao, ry Ray, No herin-janakao ; Hianao irery no mahay Manampy ahy izao. Soa re, ry Raiko ô ! Raha eo anilanao ; Ny ota tsy hanapaka Ny olona afaka. Ny eo akaikinao, ry Ray, No mandako tokoa ; Ny ratsy dia tsy hahay Handrombaka ahy koa, Soa re, ry Raiko ô ! Raha eo anilanao ; Ny ora izay manjombona Ho fiadanana. Ny eo akaikinao, ry Ray, No fifaliako izao, Ny tanako dia hifandray Amin'ny tananao. Soa re, ry Raiko ô ! Raha eo anilanao ; Fenoinao fanambinan-tsoa Ilay kapoakako.Я пойду за Тобой по Твоим словам Господь есть Свет Раб'бин Рух'у Калбимдейкен tsʼmida tsʼmida khar ghmerto Tüm varlığımı dağatsam О, наш Отец, хвала Тебе! Когда в сердце моем появляется грусть Мени кузларимни очкан جراح حبيبى غالية علي Бир гюн Бана Бир аркадаш
Song not available - connect to internet to try again?