Ny Fanahy Masina efa tonga tokoa, Mba homba ny mpitory Teny mahasoa. Koa mitsangàna izao, andeha ry mahery fo, Hatramin'ny faran'ny tany, Torio ny Teny soa ! Voasaron'aizim-pito ny Nosinao ; Ny ody sy ny sampy no notompoiny tao ; Ny fahazarana koa, nangeja mafy tokoa, Kanefa tonga ny mazava : Resy ny aizina ao. Ry fanahy voatafy hery, ny Tompo anie Ka efa miandry anao, injay miteny hoe : « Angony, eny antsoy, hanatona avokoa Ny firenena eran-tany, Ho mpianatro tokoa ! » Tompo tia ô, ekeko ny antsonao ; Hafoiko ny hareko, ny tenako izao, Ho vavolombelona, hijoro, hanafaka, Hitory sy hamafy koa ; Tafio ny herinao !Haifuwar Yesu ta Sa Na Sami Do pracy, bracia, stańcie wraz لكن جاهزين ليسوع Haleluya, Amin مهما بعدت We cry Holy sydy ạmlạ̉ ḥyạty tẖmạraⁿạ ạ̉sbḥk ạ̉nạ bạsẖky ḥạly Есүс Бурханы зөвийн илрэл
Song not available - connect to internet to try again?