Ny fihaonana an-tany, Ry Jesosy Tomponay, Vetivety, mora lany, Ka mangoraka izahay ; Namana nifankazatra Hifanao veloma anio, Ry Jesosy be fiantra, Ny mpandeha mba tahio. Ny ho lasa mba tantano Tsy ho voa an-dalana ; Ny hitoetra koa tohano, Dia mba hiadana. Na maraina na hariva, Na aiza alehany etý, Mba ombay mandrakariva Mandra-podiny arý. Any volana, any taona, Ny misaraka izao Enga anie ho tafahaona Raha mbola sitrakao. Ilay fihaonana ao ambony No irinay fatratra, Tsy hisaraka intsony Izahay ka sambatra.తల్లి తండ్రి ఎవరు మరచినా آیدیملار آیدیان سانگا Jésus est le chemin Solo hay uno ʿly̱ bạb qlby Je ne sais pourquoi dans sa grâce Nech sa veselia Сүнснийхээ хур бороог Padre nostro ترنيمتي إليك ربي
Song not available - connect to internet to try again?