Ny fitiavanao No mahagaga anay, Ry Zanak'Andriamanitra ô ! Ry Jeso Tomponay ! Hanavotra aina anay No nijalianao, Ka famonjena lehibe No azonay izao. Ny mofo sy divay, Izay haninay izao, Dia mampiseho aminay Ny fitiavanao. Avia, Jeso ô ! Avia ankehitrio, Ka ny fanahinay sasao Ho tsara sy madio. Mampaneke anay Hanao ny sitrakao, Ka aoka tsy ho tianay Izay tsy tianao. Monena aminay, Ry Tompo be fitia ! Ka aza ilaozanao izahay Mandrakizay doria.kyf tlḥn - ạljzʾ ạltẖạny كل الكون Úžasný Bůh 神真爱你 Cand durerea vine cu al ei fior Sen kelsang qalbimga Psalm Five سىيىنىپ سەندەن سۇرايىن Վստահում եմ Քեզ Ով Իմ Տեր myn zyk
Song not available - connect to internet to try again?