Tompo ô ! jereo 'ty fivoriana 'Zay irinay ho tantananao Ny sainay anie tsy ho variana Masonay hibanjina Anao Amorony fo madio koa izahay Ary havaozy ny fanahinay Mba hiorim-paka ao Aminao izahay 'Zay maniry ny hidera Anao Tsy mba sitrakao ny fivoriana Haroharoam-paharatsiana Nefa raha miaiky ny otanay 'zahay Dia mahatoky sy marina Ianao Ka mamela ny fahotanay Ianao Manadio anay ihany koa Ho afaka amin'ny tsy fahamarinana Tompo ô ! miandrandra Anao 'zahayV tvojom dome, svätý Pane Ты как свет в моем окне wǒ shì yī gè xiǎo hái لما رآني يا روح الله املكنا Аспанда жарық ай, самсаған жұлдыздар Մեծարենք Երկնի Աստծուն Иисус за Кровь Твою Wunderschön, wunderschön Min Bihîstiye Min Hez Dikî
Song not available - connect to internet to try again?