Ny foko, ry Jehovah ô ! Fidio ho lapanao ; Ekeo ho fonenanao, Ka ao no anjakao. Ny foko, ry Jesosy ô ! Sasao ho voadio ; Izay eritreri-dratsy ao Levoninao anio. Ny foko, ry Fanahy ô ! Mba hamasinonao ; Avia, Fanahy Masina ô ! Ovay ho fo vaovao. Ray, Zanaka, Fanahy ô ! Mpamonjy mahasoa, Mpanafaka ahy Hianao, Isaorako tokoa.Hvilket felleskap SUN OF MY SOUL Uram, irgalmazz Seni Arayan bir Yürek dāng chèn zhe nián qīng lạsm rby dwmaⁿạ ạ̉gẖny عايز أقضي kl mrh bqwl Slovo svoje dal nám Pán Túngi dala turdy tunjyrap
Song not available - connect to internet to try again?