Ny foko, ry Mpamonjy, Mangetaheta Anao, Maniry lalandava Hikambana Aminao. Tsy afaka ao am-poko Ny faniriana Anao ; Oneno re ny foko Ho lapanao ! Ny androm-pahoriana, Raha lapanao ny fo, Manjary fitahiana, Izay manadio ny fo : Tsy afaka ao ..sns. Ny ora fifaliana, Raha ao anilanao, Mamelom-paniriana Hanao ny sitrakao : Tsy afaka ao ..sns. Ho lao ny fahotako Raha akaikezinao, Tsy misy hadalako Izay tsy afakao : Tsy afaka ao ..sns. Finaritra ny saiko Raha ipetrahanao, Fa reraka ny aiko Raha halavirinao : Tsy afaka ao ..sns.mạdẖạ yuṣnʿ lkrmy dōu jīng lì fēng yǔ dà bàn shēng Má životní láska Rab Gücüm ve Ezgimdir Alańǵa kirgende Rab Gücüm Kalkanımdır Yaratuvchi Credinţă ca-a lui Daniel قدوس قدوس أنت هو القدوس Синее небо чайки над морем
Song not available - connect to internet to try again?