Ny masoandronay Mirefarefa izao, Madiva hody izahay Hiverina Aminao ; Ry Jeso ô ! sasao, Sasao madio izahay, Ho mendrika ny lanitra Izay honenanay. Tsy ela intsony koa Ity ady lava ity, Ho afa-tsasatra tokoa Rehefa tonga arý : Ry Jeso ô ! sasao, ..sns. Madiva ho hitanay Ilay Tomponay arý, Madiva hihaona aminay Ny namanay tatý : Ry Jeso ô ! sasao, ..sns. He ! kely sisa izao No hisentoanay, Dia ho fafan'ny tananao Ny ranomasonay : Ry Jeso ô ! sasao, ..sns. Ity hita maso ity, Izay tsy mahefa-po, Hisolo paradisa arý, Izay hifalian'ny fo : Ry Jeso ô ! sasao, ..sns.ยุทธภัณฑ์คริสเตียน Per la tua grazia بيك منصور Вера, вера, вера каждому нужна கலங்காமல் காக்கும் எங்கள் கன்மலையே ạlrb qd mlk wlbs ạljlạl هئنذا أعبد Radostou je dusa naplnená Vio mi necesidad 凡敬畏他的
Song not available - connect to internet to try again?