Ny Pentekosta tonga izao ; Fanahy ô, ny jironao Velomy ao anatiko Hahafantarako ny to. Ampisehoy, Fanahy ô Fa Jeso no fiainako, Ka Izy dia làlana Ho amin'ny fiainana. Dia mba tarihonao ny fo Tohano ny fanahiko ; Ampio ny finoako Hahita ny Mpanavotro. Fa Hianao, Fanahy ô ! Hanova ny fanahiko, Ka raiso sy diovinao Ny foko ho fonenanao. Ny hazo-fijaliana, Anjara hivesarana, Fa Hianao, ry Heriko, Mba miaraha amiko. Mba asehoy ho fantatra Ny soa tsy ho tapitra, Ny satro-boninahitra Homen'Andriamanitra. O, ry Fanahy Masina ô ! Ampaherezonao ny fo, Ka hazavao ny lalako, Raha avy ny hodiako.Ханлтан өргҗәнәв Qandayin roz etay ความสุขของผู้ชอบธรรม Свеж огън Muqaddaslar loyda yotmaydi Не ме пренебрегвай, Спасе Ты так благ ко мне مەنىڭ اياۋلى ارمانىم jạy̱ mn bʿyd Помню тот день
Song not available - connect to internet to try again?