Ny teninao, Jehovah Ray mahery, Izay nomenao anay, Dia teny tsara sady mampahery Ka mampifaly ny fonay ! Ny teninao, Mofon'aina sakafo tokoa ! Ny teninao, Ranon'aina satria foto-tsoa Ny teninao no teny tsy mba maty Maharitra mandrakizay ! Soraty re ho velona ao anaty Hitondra aina vaovao, Hitana ny finoana tsy ho faty, Ka hankatò ny didinao !ได้ล้างด้วยโลหิตพระเยซู تعليق 1 - ورينى المجد Мы будем славить Әлини узатды Рəбб мəнə доғру, yǒu yī tiáo xiǎo lù Požehnané meno má Pán Doamne a Tale cuvinte Иди дорогой одинокою Вдвоём С Иисусом сладко мне Келе көр, Ыйса, мага
Song not available - connect to internet to try again?