Ny teninao, Jehovah ô ! Voatory aminay Tahio tsy ho levona, Velominao anie ! Izay voatory tsy anay, Fa avy Aminao, Ka dia ny fanambinanao No mba ilainay koa. Fa tsy mba ampy ho anay Ny toriteninay, Ka tsy ho tokinay ireo, Raha tsy ambininao. Dia ampitoeronao izao Ho eto aminay Ny herin'ny Fanahinao, Mba hahasoa anay.Toľkokrát sme boli k sebe hrubí Alléluia, nous t'acclamons notre roi lmạ bkyt mn jrḥ fy qlby Forever (The Nails in Your Hands) È un nuovo giorno О светлый образ радость благодатная Vezess sátradba Uram Allah Bize Sağlam Kaya Eng baland togʻlardan تركوه
Song not available - connect to internet to try again?