Ny voarain'Andriamanitra arý Ka afaka tatý An-tany be mahory, Dia lasa nody, fa tsy maty tsy akory. Ny tafafindra monina ao an-danitra ao, Nankao an-tany vao Fonenan'ny mazava, Dia tsy mba maty, fa nandao ny mety rava. Ny voasatro-boninahitra tsy lo, Ka ao manaram-po Misotro ranon'aina, Dia tsy mba maty, fa nandray ny nantenaina. Ny ondrinao izay manaraka Anao Ho ao am-balanao, Ry Ilay Mpiandry Tsara, Dia tsy mba maty re, fa tsara fiafara. Ny fo mivantana aminao Izay nanome Ny hasambaram-be Nandramany sahady, Dia tsy mba maty, fa mpandresy afaka ady.Никто не может ничто не может Kun saapui Henki Nie zawsze będę pielgrzymował dà hǎi zhōng de bō làng a kě yǐ fān lái fù qù С берегов далеких стран Predivné veci นมัสการ Qu'il fait bon à ton service تأمر الرياح نباركك يا مليك المجد 2
Song not available - connect to internet to try again?