Ny zana-boronkely re Raha sendra latsaka, Vonjen'Andriamanitra, Arovany tokoa. Izaho koa dia tiany na kely aza re, Jesosy Tompo Lehibe Mpiaro ahy koa. Tantely ary vitsika Sy lolo kely koa, Dia tian'Andriamanitra, Omeny zava-tsoa . Ny voninkazo he! Jereo Tafiany tsara ery Omeny fofo-manitra Ka tretrika tokoa Nomeny ray sy reny koa Izaho kely ity, Nomeny ny Mpamonjy koa Ka faly fo ery.You Make Me Lie Down in Green Pastures Шюкюр Аллахъмъза Рожден ден بليلة برد Псалом 3 أنت مستحق Мəн Сəнə Рəбб Аллаһ дедим Am fost văzut de Tine MƏLƏKLƏR ETDİ AGAH 在这个时刻
Song not available - connect to internet to try again?