O ! miaingà, miasà izao, Irak'i Jesosy hianao ; Ny masoandro miposaka ao Mba hanazava ny dianao, // Ka dia mazotoa ô // O ! miaingà, miasà, mitoria, Aza ho kivy, fa mba mihafia ; Dia mba lazao ny nataony tatý, Mba hanazava ny maizina atý. O ! miaingà, miasà izao, Ka afafazo ny voanao Ho ao an-tany mahantra ao ; Jeso Mpamonjy no aronao // Hitahy ny asanao // O ! miaingà, .. sns. O ! miaingà, miasà izao, Aoka hiezaka fatratra ; Jeso hanambina anao atý Mandra-pahazo ny vokatra // Izay valin'ny asanao // O ! miaingà, .. sns. O ! miaingà, miasà izao, Fa mby akaiky ny Tomponao Mba hanome valisoa anao, Araka izay voa nafafinao, // Ka dia miasa izao // O ! miaingà, .. sns.Издигам Мойте Очи Ó, príď, ó, príď, Emanuel ạlftrẗ ạlsạdsẗ Gott und König Is My Name Written There Kichkina kemam dengizda suzar dạỷmaⁿạ mʿy انا بحبك يارب هل أطرق بابك بعد ضياع الكل لك قال قلبي
Song not available - connect to internet to try again?