O! n'aiza n'aiza O! n'aiza n'aiza Jesô no misy ahy re O! n'aiza n'aiza Jesô tsy mba mandao O! n'aiza n'aiza O! n'aiza n'aiza Jesô faniloko Ianao Raha maizina e! izao tontolo izao Hmm... izao tontolo izao. He! falifaly He! falifaly aho fa he! Navotanao He! falifaly Fa afaka tokoa He !Falifaly He !Falifaly aho misaotra anao izao Mpamonjiko e! Mpisolo heloka Hmmm. Mpisolo heloka Derao, derao Derao, derao ny Tompo fa lehibe tokoa Derao, derao Ny famindrampony Derao, derao Derao, derao fa mendrika hotolorana Ny haja re! Sy voninahitra Hmmm. Sy voninahitra O! mba faingana O! mba faingana ianao, ry mpivahiny ô! O! mba faingana Mivoha ho anao O! mba faingana O! mba faingana sao mikatona indray Jesosy re! No varavarana Hmmm. No varavaranaХудо оламни севди Gloire à l'Agneau พระองค์สถิต ЬОведжеим Сонсузджа O Jezu, oto bracia Twoi Szóljon az ének Stretneme sa Pôjdem za Tebou stále Con Poder Hvem er hun
Song not available - connect to internet to try again?