O, ry Fanahy Masina ! Izahay ampionao, Fa izahay madinika Maniry ho Anao. Ny fonay dia maizina, Ka tsy mba fantatray Ny tena lala-marina : Tariho izahay. Koa amoròny fo vaovao Izahay mpanomponao ; Ny ratsy mba esorinao Hitiavanay Anao. O, ry Fanahy Masina ! Mangataka izahay : Mombà anay madinika, Henoy ny hatakay.All the glory Je chanterai l'Eternel 主当我向你跪下的时候 Ваш дом да будет Божьим храмом Eu Te Exalto I'm Not Ashamed Вот город убежища там за стеной سألوذ بحضنك أحتاج إليك At even, ere the sun was set
Song not available - connect to internet to try again?