O, ry Fanahy Masina ô ! Mba midira ao anaty fo ! Taomy ny mania Hody avokoa ; Eny, mitahia, Manomeza soa, Miantrà, ry Tompo ô ! O, ry Mazava lehibe, Hazavao ny teny izay ho re ! Asehoy Jesosy, Ambarao ny vonjy ; Iasao ny Nosy Mba ho voavonjy. Miantrà, ry Tompo ô ! Ry Afom-pitiavana ô ! Mba levoninao ny lolompo, Ampiraiso dia Ireto ondry vitsy Mba hifankatia Ho iray mihitsy. Miantrà, ry Tompo ô ! Ry Mpampifaly tsara ô ! Mba omeo toky re ny fo, Mba hanantenanay Fa ho voavonjy, Ary handresenay Noho ny Mpamonjy. Miantrà, ry Tompo ô ! NY TELO IZAY IRAYAmore vero frḥt qlby ywm Sen ʿlmny ạ̉n ạ̉ʿml rḍạk Denn der Herr zieht mit uns voran yạ yswʿ ạ̉nt ʿly̱ ạlṣlyb ئەيسا ئاقىلىق جەننەتكە كىرگىلى بولىدۇ Hallowed be Thy Name Ти моя сила у житті A mélyből hozzád száll szavam
Song not available - connect to internet to try again?