O, ry Jesosy, mifaly ny foko Raha tsy lavitra Anao, Ka mba mangataka indrindra, re aho Ary mifona Aminao ; Tano ny zanakao mba tsy ho very, Tano akaiky Anao ! Zaza adala ka mety miery, Raha dia lavitra Anao. Aza manary izay mitalaho, Fa mba vonjeo anie ; Tena mahantra sy ory re aho, Diso sy meloka be ; Nefa maniry hiova ho tsara, Ka ta-hanoa Anao, Ary ny zavatra izay voarara, Tsy mba hataoko izao. Raiso, ry Tompoko, ny fikasako, Raiso ny foko anio ! Raha ny marina no ialako, Dia ahitsio sy ampio ; Fa Hianao, ry Mpamonjy mahery, No tsy mba mety mandao, Ary Izaho dia tsy mba irery, Fa tsy ho lavitra Anao.Per Te io canto Будь милосерд ко мне Христос أريد أن أعرف ما في قلبك yạ ạ̉bwyạ yạlly fy ạlsmạ Yesus Ya Zo Daga Sama Domin Ya Cece Ni Dnes Tvoja cirkev stoluje Ber Toza Muqaddas Ehtirosni Burdayım Нет Тебя прекрасней Beni Seviyorsanız
Song not available - connect to internet to try again?