O, ry Mpamonjy, avia Hianao, Indro misento ny fonay izao ; Ny alahelo mamely anay, Koa mitady Anao izahay ! Iza no aron'izay ory fo ; Sady mpanampy ny mana- manjo Fa tsy ny Tompo mahery sy to ? Dia Hianao, Izay be indrafo. Jeso Mpamonjy ô, mba iantrao, Izay malahelo miantso Anao ! Ny mitomany tsy hitanao va ? Fantatray fa Hianao tsy handà Dia manatòna ka mba mijere Ny ranomaso izay mitete ! Fa Hianao no mahay manome Fampiononana be dia be.Beránku Boží, spáso má Mivel én vagyok Жеңиш берген Ыйсага мактоо айтып табынамын Paura di volare mzmwr 128 - mrnm ạḥfẓ blạdnạ yạ rb Desiderio Maleńki Jezu عیسانینگ قانی Бог прати Своя Син при нас
Song not available - connect to internet to try again?